TOHANO HERY 2018

NY FIROHOTANTSIKA : IREO FOTOTRY NY FIANAKAVIANTSIKA HVM

Fikambanana no nanorenana azy tany ampiandohana tamin’ny 2013, avy eo natsangana ara-panjakana ny 29 Mey 2014 ho antoko, ny Hery Vaovao ho an’i Madagasikara dia manambatra olona avy amin’ny sehatra maro lafy sy tontolo politika samihafa ka ny fanohizana ny fanatsarana an’i Madagasikara efa nirosoana no finiavana sy herin-tsaina iombonana, hiasa ho an’ny fitoniana sy fampiraisana ny firenena malagasy ka hanambatra ny fahaiza-manao hisian’ny Fanjakana-mpiahy. Fanamby voizina anaty teny filamatra mitodika amin’ny hoavin’i Madagasikara :

« Ny omaly fahombiazana… Ny ampitso fandresena ! »

FISORATANA AMIN’NY FAMPITAM-BAOVAO

IREO HERY MANOHANA

MIFANDRAISA AMINAY

ARAHO IZAHAY EO AMIN’NY TAMBAZOTRA SOSIALY


TÉLÉCHARGEZ LE MATÉRIEL DE CAMPAGNE

 

Araho izahay :